forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
303 B
Markdown
8 lines
303 B
Markdown
# Ahoana ny fomba nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany ho antsika?
|
|
|
|
Naneho ny fitiavany ho antsika Andriamanitra tamin'ny fandefasany ny Zanany lahitokana ho an'izao tontolo izao.
|
|
|
|
# Inona no tanjon'ny nandefasan'ilay Ray ny Zanany?
|
|
|
|
Nandefa ny Zanany ny Rainy mba hahafahantsika miaina amin'ny alalany.
|