# Ahoana ny fomba nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany ho antsika? Naneho ny fitiavany ho antsika Andriamanitra tamin'ny fandefasany ny Zanany lahitokana ho an'izao tontolo izao. # Inona no tanjon'ny nandefasan'ilay Ray ny Zanany? Nandefa ny Zanany ny Rainy mba hahafahantsika miaina amin'ny alalany.