plt_tq/1jn/04/01.md

12 lines
488 B
Markdown

# Nahoana no nampitandrina ireo mpino i Jaona mba tsy hino ny fanahy rehetra?
Nampitandrina ireo mpino i Jaona satria feno mpaminany sandoka izay efa miparitaka amin'izao tontolo izao.
# Ahoana no hahalalanao raha miteny ny Fanahin'Andriamanitra?
Ny fanahy rehetra izay mibebaka fa i Jesosy Kristy dia tonga nofo dia avy amin'Andriamanitra.
# Inona no fanahy izay tsy mibebaka fa i Jesosy Kristy dia tonga nofo?
Tsy mibebaka ny fanahin'ny AntiKristy fa Jesosy Kristy dia tonga nofo.