# Nahoana no nampitandrina ireo mpino i Jaona mba tsy hino ny fanahy rehetra? Nampitandrina ireo mpino i Jaona satria feno mpaminany sandoka izay efa miparitaka amin'izao tontolo izao. # Ahoana no hahalalanao raha miteny ny Fanahin'Andriamanitra? Ny fanahy rehetra izay mibebaka fa i Jesosy Kristy dia tonga nofo dia avy amin'Andriamanitra. # Inona no fanahy izay tsy mibebaka fa i Jesosy Kristy dia tonga nofo? Tsy mibebaka ny fanahin'ny AntiKristy fa Jesosy Kristy dia tonga nofo.