plt_tq/1jn/03/13.md

8 lines
343 B
Markdown

# Amin'ny inona no nilazan'i Paoly fa tsy tokony hahagaga ireo mpino?
Nilaza i Paoly fa tsy tokony hahagaga ireo mpino ny fanakahalan'ny tany azy ireo.
# Inona no toetra manoloana ireo mpino ka maneho fa ny olona iray dia zanak'Andriamanitra?
Ny toetran'ny fitiavana manoloana ireo mpino no maneho fa ny olona iray dia zanak'Andriamanitra.