# Amin'ny inona no nilazan'i Paoly fa tsy tokony hahagaga ireo mpino? Nilaza i Paoly fa tsy tokony hahagaga ireo mpino ny fanakahalan'ny tany azy ireo. # Inona no toetra manoloana ireo mpino ka maneho fa ny olona iray dia zanak'Andriamanitra? Ny toetran'ny fitiavana manoloana ireo mpino no maneho fa ny olona iray dia zanak'Andriamanitra.