plt_tq/1jn/01/03.md

8 lines
257 B
Markdown

# Nahoana no ambaran'i Jaona izay hitany sy reny?
Manambara izay hitany sy reny i Jaona mba hananan'ny hafa fifandraisana aminy.
# Amin'iza no efa hananan'i Jaona fifandraisana?
Efa manana fifandraisana amin'ny Ray sy ny Zanany, i Jesosy Kristy i Jaona.