# Nahoana no ambaran'i Jaona izay hitany sy reny? Manambara izay hitany sy reny i Jaona mba hananan'ny hafa fifandraisana aminy. # Amin'iza no efa hananan'i Jaona fifandraisana? Efa manana fifandraisana amin'ny Ray sy ny Zanany, i Jesosy Kristy i Jaona.