forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
353 B
Markdown
8 lines
353 B
Markdown
# Iza teo amin'ireo Korintiana no nametraka ny tenan'izy ireo amin'ny fanompoana ireo olomasina?
|
|
|
|
Ny tokantranon'i Stefanasy no nametraka ny tenan'izy ireo amin'ny fanompoana ireo olomasina.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Paoly ho ataon'ireo olomasina Korintiana mikasika ny tokantranon'i Stefanasy?
|
|
|
|
Paoly niteny tamin'izy ireo mba hanaiky ny olona toy izany.
|