# Iza teo amin'ireo Korintiana no nametraka ny tenan'izy ireo amin'ny fanompoana ireo olomasina? Ny tokantranon'i Stefanasy no nametraka ny tenan'izy ireo amin'ny fanompoana ireo olomasina. # Inona no nolazain'i Paoly ho ataon'ireo olomasina Korintiana mikasika ny tokantranon'i Stefanasy? Paoly niteny tamin'izy ireo mba hanaiky ny olona toy izany.