plt_tq/1co/15/56.md

8 lines
312 B
Markdown

# Inona no tsindron'ny fahafatesana ary inona no herin'ny fahotana?
Ny tsindron'ny fahafatesana dia ny fahotana ary ny herin'ny fahotana dia ny lalàna.
# Amin'ny alalan'iza Andriamanitra no nanome voninahitra antsika?
Andriamanitra dia nanome voninahitra antsika amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy.