# Inona no tsindron'ny fahafatesana ary inona no herin'ny fahotana? Ny tsindron'ny fahafatesana dia ny fahotana ary ny herin'ny fahotana dia ny lalàna. # Amin'ny alalan'iza Andriamanitra no nanome voninahitra antsika? Andriamanitra dia nanome voninahitra antsika amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy.