plt_tq/1co/12/01.md

12 lines
421 B
Markdown

# Tian'i Paoly hahafantatra inona ireo Kristiana Korintiana?
Tian'i Paoly hahafantatra momba ny fanomezam-panahy izy ireo.
# Iza ilay iray izay miresaka amin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra tsy afaka niteny?
Tsy afaka nilaza izy hoe: "Jesosy dia voaozona."
# Amin'ny alalan'ny inona no hilazan'ilay iray hoe: "Jesosy dia Tompo"?
Iray ihany no afaka miteny hoe: "Jesosy dia Tompo" amin'ny alalan'ny Fanahy Masina.