# Tian'i Paoly hahafantatra inona ireo Kristiana Korintiana? Tian'i Paoly hahafantatra momba ny fanomezam-panahy izy ireo. # Iza ilay iray izay miresaka amin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra tsy afaka niteny? Tsy afaka nilaza izy hoe: "Jesosy dia voaozona." # Amin'ny alalan'ny inona no hilazan'ilay iray hoe: "Jesosy dia Tompo"? Iray ihany no afaka miteny hoe: "Jesosy dia Tompo" amin'ny alalan'ny Fanahy Masina.