|
# Iza tamin'ireo famaizana telo no nosafidian'i Davida?
|
|
|
|
Nisafidy ireo andro telo amin'ny sabatr'i Yaveh izy.
|
|
|
|
# Inona no vokatry ny safidin'i Davida?
|
|
|
|
Nandefa loza sy olona maro maty i Yaveh.
|
|
Nandefa anjely handrava an'i Jerosalema Yaveh, nefa nanova fisainana Izy.
|