# Iza tamin'ireo famaizana telo no nosafidian'i Davida? Nisafidy ireo andro telo amin'ny sabatr'i Yaveh izy. # Inona no vokatry ny safidin'i Davida? Nandefa loza sy olona maro maty i Yaveh. Nandefa anjely handrava an'i Jerosalema Yaveh, nefa nanova fisainana Izy.