plt_tq/psa/149/04.md

12 lines
237 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'iza Yaveh no mankamamy?
Amin'ny olony.
# Iza no ankalazain'i Yaveh?
Mankalaza ny manetry tena amin'ny famonjena Izy.
# Ahoana no tokony hifalian'ny olona masina?
Ny olona masina hifaly amin'ny fandresena sy hihira fifaliana.