# Amin'iza Yaveh no mankamamy? Amin'ny olony. # Iza no ankalazain'i Yaveh? Mankalaza ny manetry tena amin'ny famonjena Izy. # Ahoana no tokony hifalian'ny olona masina? Ny olona masina hifaly amin'ny fandresena sy hihira fifaliana.