plt_tq/num/21/31.md

8 lines
252 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nanomboka nonina taiza ny Israely?
Nanomboka nonina teo amin'ny tanin'ireo Amorita ny Israely.
# Inona no nitranga rehefa nandefa lehilahy mba hijery an'i Jazera i Mosesy?
Nalain'ny Israely ireo zana-bohiny ary noroahin'izy ireo izay Amorita tao.