# Nanomboka nonina taiza ny Israely? Nanomboka nonina teo amin'ny tanin'ireo Amorita ny Israely. # Inona no nitranga rehefa nandefa lehilahy mba hijery an'i Jazera i Mosesy? Nalain'ny Israely ireo zana-bohiny ary noroahin'izy ireo izay Amorita tao.