plt_tq/mrk/04/18.md

8 lines
286 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Maneho inona ny voa voafafy teo amin'ny tsilo?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Izany dia maneho an'ireo izay mandre ny teny, kanefa ny fanahian'izao tontolo izao dia mangeja ny teny.
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Maneho inona ny voa nafafy tamin'ny tany tsara?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Izany dia maneho an'ireo izay mandre ny teny, mandray izany, ary mamoa vokatra.