plt_tq/jas/04/04.md

4 lines
232 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Raha misy olona manapa-kevitra ny ho naman'izao tontolo izao, dia inona ny fifandraisan'izany olona izany amin'Andriamanitra?
Ny olona manapa-kevitra ny ho naman'izao tontolo izao dia manao ny tenany ho fahavalon'Andriamanitra.