# Raha misy olona manapa-kevitra ny ho naman'izao tontolo izao, dia inona ny fifandraisan'izany olona izany amin'Andriamanitra? Ny olona manapa-kevitra ny ho naman'izao tontolo izao dia manao ny tenany ho fahavalon'Andriamanitra.