plt_tq/gen/29/15.md

8 lines
313 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Soritsorito ireo zanak'i Labana roavavy.
Lea no zanany zokiny ary nalefa-pijery izy, raha i Rahely kosa no zandriny ary tsara bika sy tarahy izy.
# Inona no fifanarahana nataon'i Labana sy Jakoba mahakasika ny asan'i Jakoba?
Nanaiky izy ireo fa hanompo an'i Labana fito taona hahazoana an'i Rahely i Jakoba.