# Soritsorito ireo zanak'i Labana roavavy. Lea no zanany zokiny ary nalefa-pijery izy, raha i Rahely kosa no zandriny ary tsara bika sy tarahy izy. # Inona no fifanarahana nataon'i Labana sy Jakoba mahakasika ny asan'i Jakoba? Nanaiky izy ireo fa hanompo an'i Labana fito taona hahazoana an'i Rahely i Jakoba.