plt_tq/gen/02/18.md

12 lines
323 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh fa tsy tsara?
Nilaza izy fa tsy tsara raha irery ralehilahy.
# Inona no nasian'i Yaveh anaovan-dralehilahy ny zava-manan'aina rehetra?
Nanome anarana ny zava-manan'aina rehetra ralehilahy.
# Iza no tsy hita teo amin'ireo zava-manan'aina rehetra?
Tsy nahitàna namana sahaza azy ralehilahy.