# Inona no nolazain'i Yaveh fa tsy tsara? Nilaza izy fa tsy tsara raha irery ralehilahy. # Inona no nasian'i Yaveh anaovan-dralehilahy ny zava-manan'aina rehetra? Nanome anarana ny zava-manan'aina rehetra ralehilahy. # Iza no tsy hita teo amin'ireo zava-manan'aina rehetra? Tsy nahitàna namana sahaza azy ralehilahy.