plt_tq/1ch/09/17.md

8 lines
337 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no andraikitra sahani'ny mpiandry varavarana teo aloha?
Nitsangana niandry ny vavahadin'ny mpanjaka teny amin'ny sisiny atsinana amin'ny tobin'ny taranak'i Levy ny mpiandry varavarana.
# Inona no andraikitr'ireo Koraita?
Nisahana ny amin'ny asan'ny tempoly sy ny amin'ny varavaran'ny trano lay izay onenan'Yaveh ireo Koraita.