# Inona no andraikitra sahani'ny mpiandry varavarana teo aloha? Nitsangana niandry ny vavahadin'ny mpanjaka teny amin'ny sisiny atsinana amin'ny tobin'ny taranak'i Levy ny mpiandry varavarana. # Inona no andraikitr'ireo Koraita? Nisahana ny amin'ny asan'ny tempoly sy ny amin'ny varavaran'ny trano lay izay onenan'Yaveh ireo Koraita.