plt_tq/zep/01/10.md

8 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Feo inona no ho avy eo am-Bavahadin'ny Hazandrano sy eo amin'ny Tanana Ambany amin'izany andro izany?
Feo mitaraina, sy fidradradradrana no ho avy amin'izany andro izany.
# Inona no hahazo ny mpandrato rehetra amin'izany andro izany.
Ho ringana izy ireo, ary ireo rehetra izay nivesatra volafotsy dia ho lany ringana.