# Feo inona no ho avy eo am-Bavahadin'ny Hazandrano sy eo amin'ny Tanana Ambany amin'izany andro izany? Feo mitaraina, sy fidradradradrana no ho avy amin'izany andro izany. # Inona no hahazo ny mpandrato rehetra amin'izany andro izany. Ho ringana izy ireo, ary ireo rehetra izay nivesatra volafotsy dia ho lany ringana.