plt_tq/zec/09/11.md

12 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nametraka fahafahana ireo gadrany amin'ny lavaka tsy misy rano i Yaveh?
Nanao izany Izy nohon'ny ràn'ny fanekeny ao aminareo hoy i Yaveh.
# Hanohitra an'iza no nanairan'i Yaveh ireo zanakalahin'i Ziona?
Nanaitra ireo zanaka lahin'i Ziona hanohitra ireo zanaka lahin'i Grisia i Yaveh.
# Inona no nataon'i Yaveh tahaka an'i Ziona?
Nataon'i Yaveh tahaka ny sabatry ny mpiady i Ziona.