# Nahoana no nametraka fahafahana ireo gadrany amin'ny lavaka tsy misy rano i Yaveh? Nanao izany Izy nohon'ny ràn'ny fanekeny ao aminareo hoy i Yaveh. # Hanohitra an'iza no nanairan'i Yaveh ireo zanakalahin'i Ziona? Nanaitra ireo zanaka lahin'i Ziona hanohitra ireo zanaka lahin'i Grisia i Yaveh. # Inona no nataon'i Yaveh tahaka an'i Ziona? Nataon'i Yaveh tahaka ny sabatry ny mpiady i Ziona.