plt_tq/zec/07/01.md

8 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nandefa an'i Serezera sy Regema-meleka ary ireo olony ny vahoakan'i Betela?
Nandefa azy ireo mba hiangavy ny fanampian'Yaveh ny vahoakan'i Betela.
# Inona no nanontanian'ny mpisorona sy ireo mpaminany an'i Serezera sy Meleka ary ireo olony?
Nanontany izy ireo fa: "Tokony hisaona amin'ny alalan'ny fifadian-kanina ve aho amin'ny volana fahadimy, tahaka izay efa nataoko taona maro ireny?"