# Nahoana no nandefa an'i Serezera sy Regema-meleka ary ireo olony ny vahoakan'i Betela? Nandefa azy ireo mba hiangavy ny fanampian'Yaveh ny vahoakan'i Betela. # Inona no nanontanian'ny mpisorona sy ireo mpaminany an'i Serezera sy Meleka ary ireo olony? Nanontany izy ireo fa: "Tokony hisaona amin'ny alalan'ny fifadian-kanina ve aho amin'ny volana fahadimy, tahaka izay efa nataoko taona maro ireny?"