plt_tq/rut/04/05.md

12 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Fanampin'ny fangatahana momba ny inona no nolazain'i Boaza tamin'ireo havana akaiky hafa?
Izy dia nilaza taminy fa haka an'i Rota ihany koa izy mba hitoizan'ny anaran'i Elimeleka amin'ny lovany.
# Taorian'izany, inona no navalin'ireo havana akaiky hafa?
Hoy izy: "Tsy afaka hanavotra izany aho."
# Nahoana ireo havana akaiky hafa no nilaza fa tsy ho mpanavotra izy ireo?
Satria dia hampisy fahavoazana ny lovany manokana izany.