# Fanampin'ny fangatahana momba ny inona no nolazain'i Boaza tamin'ireo havana akaiky hafa? Izy dia nilaza taminy fa haka an'i Rota ihany koa izy mba hitoizan'ny anaran'i Elimeleka amin'ny lovany. # Taorian'izany, inona no navalin'ireo havana akaiky hafa? Hoy izy: "Tsy afaka hanavotra izany aho." # Nahoana ireo havana akaiky hafa no nilaza fa tsy ho mpanavotra izy ireo? Satria dia hampisy fahavoazana ny lovany manokana izany.