plt_tq/rut/01/19.md

8 lines
233 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza ny tanàna niverenan'i Naomy?
Niverina tany Betlehema izy.
# Inona no anarana tian'i Naomy ho antsoina ary nahoana?
Nangataka ny antsoina hoe: "Mara" izy, satria nino izy fa Yaveh efa nampitondra azy ny mangidy indrindra.