# Taiza ny tanĂ na niverenan'i Naomy? Niverina tany Betlehema izy. # Inona no anarana tian'i Naomy ho antsoina ary nahoana? Nangataka ny antsoina hoe: "Mara" izy, satria nino izy fa Yaveh efa nampitondra azy ny mangidy indrindra.