plt_tq/rom/15/03.md

8 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nalain'i Paoly ohatra amin'ilay iray izay tsy niaina hampifaly ny tenany, fa manompo ny hafa?
Tsy niaina mba ampifaly ny tenany i Kristy, fa hanompo ireo hafa.
# Inona no tanjona iray hafa voasoratra ao amin'ny soratra masina teo aloha?
Voasoratra ho an'ny fampianarana antsika ny soratra masina teo aloha.