# Iza no nalain'i Paoly ohatra amin'ilay iray izay tsy niaina hampifaly ny tenany, fa manompo ny hafa? Tsy niaina mba ampifaly ny tenany i Kristy, fa hanompo ireo hafa. # Inona no tanjona iray hafa voasoratra ao amin'ny soratra masina teo aloha? Voasoratra ho an'ny fampianarana antsika ny soratra masina teo aloha.