plt_tq/rom/08/28.md

12 lines
641 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana ny fomba fiasan'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra ho an'ireo izay tia an'Andriamanitra sy izay nantsoina araka ny tanjona?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Miasa amin'ny zavatra rehetra miaraka Andriamanitra ho an'ny tsara ho an'ireo izay tian'Andriamanitra ary izay nantsoina araka ny tanjona.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no anjara izay voalahatr'Andriamanitra ho an'ireo izay efa fantany mialoha?
Efa voalahatra Andriamanitra mialoha ireo izay efa fantany mialoha mba hitovy endrika amin'ny Zanany,
# Inona ihany koa no nataon'Andriamanitra tamin'ireo izya efa volahatra mialoha?
Ireo izay efa notendreny, dia nantsoina, nohamarinina, ary nomen'Andriamanitra voninahitra.