plt_tq/rom/06/01.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Tokony hanohy ny fahotana va ireo mpino mba hitomboan'ny fahasoavan'Andriamanitra?
Tsy hisy mihitsy anie izany
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tao amin'ny inona no nanaovana batisa ireo olona izay natao batisa tao amin'i Kristy Jesosy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Ireo olona natao batisa tao amin'i Kristy dia natao batisa tao amin'ny fahafatesan'i Kristy.