plt_tq/rom/05/18.md

4 lines
300 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ny maro tamin'ny alalan'ny tsy fankatoavan'i Adama, ary inona no nataon'ny maro tamin'ny alalan'ny fankatoavana an'i Kristy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Maro no lasa mpanota tamin'ny alalan'ny tsy fankatoavana an'i Adama, ary maro ihany koa no natao ho olo-marina tamin'ny alalan'ny fankatoavana an'i Kristy.