plt_tq/rev/21/01.md

12 lines
366 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no hitan'i Jaona niseho tamin'ny lanitra sy ny tany voalohany?
Jaona dia nahita fa ny lanitra sy ny tany voalohany dia foana.
# Inona no nanolo ny lanitra sy ny tany voalohany?
Lanitra vaovao sy tany vaovao no nanolo ny lanitra sy ny tany voalohany.
# Inona no nidina avy any an-danitra?
Tanàna masina, Jerosalema vaovao, no nidina avy any an-danitra.