# Inona no hitan'i Jaona niseho tamin'ny lanitra sy ny tany voalohany? Jaona dia nahita fa ny lanitra sy ny tany voalohany dia foana. # Inona no nanolo ny lanitra sy ny tany voalohany? Lanitra vaovao sy tany vaovao no nanolo ny lanitra sy ny tany voalohany. # Inona no nidina avy any an-danitra? TanĂ na masina, Jerosalema vaovao, no nidina avy any an-danitra.