plt_tq/rev/20/13.md

8 lines
268 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona ilay fahafatesana faharoa?
Ny farihin'afo no fahafatesana faharoa.
# Inona no niseho tamin'ireo rehetra izay tsy voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana?
Ireo rehetra izay tsy hita voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana dia natsipy tany anaty farihin'afo.