# Inona ilay fahafatesana faharoa? Ny farihin'afo no fahafatesana faharoa. # Inona no niseho tamin'ireo rehetra izay tsy voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana? Ireo rehetra izay tsy hita voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Fiainana dia natsipy tany anaty farihin'afo.