plt_tq/rev/20/01.md

16 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Nanana inona ilay anjely nidina avy any an-danitra?
Ilay anjely dia nanana ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa ary nanana rojo vy lehibe teny amin'ny tanany.
# Hafiriana i Satana no ho voafatotra?
Satana dia ho voafatotra mandritra ny arivo taona.
# Inona no nataon'ilay anjely tamin'i Satana?
Ilay anjely nanipy an'i Satana tany anatin'ny lavaka tsy hita noanoa.
# Inona no tsy afaka ataon'i Satana rehefa mifatotra izy?
Satana dia tsy afaka mamitaka ireo firenena rehefa mbola voafatotra.