# Nanana inona ilay anjely nidina avy any an-danitra? Ilay anjely dia nanana ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa ary nanana rojo vy lehibe teny amin'ny tanany. # Hafiriana i Satana no ho voafatotra? Satana dia ho voafatotra mandritra ny arivo taona. # Inona no nataon'ilay anjely tamin'i Satana? Ilay anjely nanipy an'i Satana tany anatin'ny lavaka tsy hita noanoa. # Inona no tsy afaka ataon'i Satana rehefa mifatotra izy? Satana dia tsy afaka mamitaka ireo firenena rehefa mbola voafatotra.